DRSP BOENY – ADY AMIN’NY FIPARITAHAN’NY ZAVA-MAHADOMELINA : MITETY SEKOLY IREO POLISY HIAROVANA IREO MPIANATRA

✅ Ho fiarovana ireo ankizy mpianatra tsy hiditra amin’ny fandraisana zava-mahadomelina dia mitety sekoly ireo Polisy ao Mahajanga manazava ny voka-dratsy azo avy amin’izany. Ankoatra izay dia nampahafantarina ireo mpianatra ihany koa ny lalàna mifehy ny zava-mahadomelina eto Madagasikara.
✅ Tafiditra ao anatin’ny asa fanakaikezana ny vahoaka moa ny hetsika toy izao izay hiarahana amin’ny Polisy misahana ny zava-mahadomelina , ny Polisy misahana ny Zaza tsy ampy taona ary ny Polisy miasa any an-toerana

DRSP BOENY – ADY AMIN’NY FIPARITAHAN’NY ZAVA-MAHADOMELINA : MITETY SEKOLY IREO POLISY HIAROVANA IREO MPIANATRA

Vous pourrez aussi aimer