FODIAN’IREO MPANALA FANADINANA IZAO HARIVA IZAO : NISY IREO POLISY NITATITRA IREO MPIADINA NAMONJY FODIANA TAMIN’NY FIARA

🚔🚨Manohy ny asany ny Polisy ary manampy ireo mpiadina sahirana amin’ny fodiana amin’izao hariva izao . Misy ireo Polisy mampiasa ny fiara hitaterana ireo ankizy any amin’ny toeram-podiany .
👮‍♂️ Misy ihany koa ny Polisy mampindrana finday hiantsoan’ireo mpiadina ny any an-tranony mba hitsena azy .
👮‍♂️👮‍♀️Ao anatin’ny teny filamatra vaovao ny Polisim-pirenena izao asa ataon’izy ireo izao dia ny « POLISY MIARO SY MANAMPY NY VAHOAKA »

FODIAN’IREO MPANALA FANADINANA IZAO HARIVA IZAO : NISY IREO POLISY NITATITRA IREO MPIADINA NAMONJY FODIANA TAMIN’NY FIARA

Vous pourrez aussi aimer