CSP 3 / HORONANTSARY NAHITANA MPANGAROM-PAOSY TETSY BEHORIRIKA NIVOAKA TAMIN’NY FB : VOASAMBOTRY NY POLISY ILAY MPANGAROM-PAOSY IRAY

🚨Tsy ela fa avy dia nidina ifotony ny Polisy vao nahita ilay horonantsary misy ireo lehilahy mpangarom-paosy tetsy Behoririka .
👮‍♂️Vokany , tra-tehaka teo am-panaovana ny asa ratsiny ny 01 amin’izy ireo , ireo 02 ambiny kosa efa tsy teo an-toerana intsony rehefa tonga ny Polisy saingy mitohy ny fikarohana azy ireo.

CSP 3 / HORONANTSARY NAHITANA MPANGAROM-PAOSY TETSY BEHORIRIKA NIVOAKA TAMIN’NY FB : VOASAMBOTRY NY POLISY ILAY MPANGAROM-PAOSY IRAY

Vous pourrez aussi aimer