CSP 7 – ASA FANENDAHANA ETSY AMIN’NY ARRET BUS 67 HA : TELO LAHY NIARAKA TAMINA ANTSY LAVA LELA NO TRA-TEHAKY NY POLISY MANAO FANAMIANA SIVLY TENY AMIN’NY ARRET BUS 67 HA

👮‍♂️Polisy manao fanamiana sivly ary manao fisafoana amin’ny hariva no nahita ireo telo lahy mijorojoro manao fihetsika hafahafa manara-maso mpandeha an-tongotra tetsy amin’ny arrĂŞt bus 67 ha atsimo akaiky ny ravitoto
✅️ Rehefa nanatona azy ireo ny Polisy dia nirifatra nandositra izy telo lahy ary latsaka avy tao anaty akanjon’ny anankiray amin’izy ireo ny sabatra lava lela iray .
👮‍♂️🚨Tsy afa-nandingana firy moa ireo olon-dratsy dia tratran’ny Polisy ary nosamborina avy hatrany. Fantatra fa mpanendaka eny amin’iny faritra iny izy ireo ary efa mpamerin-keloka ihany koa

 

CSP 7 – ASA FANENDAHANA ETSY AMIN’NY ARRET BUS 67 HA : TELO LAHY NIARAKA TAMINA ANTSY LAVA LELA NO TRA-TEHAKY NY POLISY MANAO FANAMIANA SIVLY TENY AMIN’NY ARRET BUS 67 HA

Vous pourrez aussi aimer