👦 Tany Ihosy, zazalahy 17 taona nolazaina fa very no hita ny 07 Jolay 2026, taorian’ny fikarohana nataon’ny Polisy. Fantatra nandritra ny fanadihadiana fa nandositra an-trano izy noho ny fifamaliana tamin’ny ray aman-dreniny, ary nandany alina irery tao amin’ny hotely.
