FANADINANA BEPC 2026 : NOHAMAFISINA NY FILAMINANA SY NY FIAROVANA MANODIDINA IREO IVONTOERAM-PANADINANA

📝 Nanomboka ny Alatsinainy 06 Jolay 2026 manerana an’i Madagasikara ny fanadinam-panjakana BEPC. Toy ny mahazatra, nirotsaka an-tsehatra ny Polisimpirenena hiantoka ny filaminana sy ny fiarovana mandritra ny fanadinana any amin’ireo toerana hiadidiany. Ifarimbonana miaraka amin’ny rahalahy ao amin’ny Zandarimariam-pirenena