👤 Tonga nitsidika sy nihaona tamin’ny solon-tenan’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka ny Alarobia 01 Jolay 2026 ny Kolonely OLIVIER DUCRET , Lehiben’ny Sampana misahana an’i Afrika Atsimon’i Sahara eo anivon’ny Fiaraha-miasa ara-pilaminana sy Fiarovam-pirenena ao amin’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny Frantsay niaraka tamin’ ireo
