– Nitsidika ny Centre Opérationnel Anti-Enlèvement ao amin’ny Kaomisaria Foibe Tsaralalàna, Antananarivo, ny 15 Jolay 2026 ireo lehiben’ny fibaikoana avy amin’ny Hery Fiarovana sy Filaminana dia ny lehiben’ny Etamazaoron’ireo Tafika, ny Jeneraly PIKULAS Demosthene ; ny Tale Jeneralin’ny Polisim-pirenena, ny
