đź”· Ny alin’ny 29 Jolay 2026 tokony tamin’ny 10 ora alina, ankizivavy 14 taona iray no taraiky fodiana teny Ankorahotra rehefa tsy nahatratra fiara fitateram-bahoaka hody any Ankadindratombo. 👉 Nandritra ny fisafoana nataon’ny vaomieran’ny fandriam-pahalemana (VFP) nanao andrimasom-pokonolona niaraka tamin’ny
