âś… Mitohy andro aman’alina ny fametrahana sakana sy ny fisafoana ataon’ireo Hery Fiarovana sy Filaminana maneranz ny Nosy.
đźš” Ny Task Force Anti-Enlèvement, eo ambany fandrindran’ny CO-FDS, iarahan’ny Tafika Malagasy, ny Polisimpirenena ary ny Zandarmariam-pirenena ihany koa dia mandray ny asany feno amin’ny fametrahana ireo paikady.
🎯 Tanjona ny hanamafisana ny filaminam-bahoaka, mba hiantohana ny fiarovana ny aina sy ny fananan’ny olom-pirenena.
🇲🇬 Miasa tsy an-kijanona ny Hery Fiarovana sy Filaminana sy ireo sampandraharaha hafa, mba hiantohana ny fandriam-pahalemana sy hiarovana ny vahoaka.
FANAMAFISANA NY FANDRIAM-PAHALEMANA : MITOHY NY SAKANA SY NY FISAFOANA ATAON’IREO HERY FIAROVANA SY FILAMINANA