AZO ANTSOINA MAIMAIM-POANA NY LAHARANA MAITSO 147 RAHA MISY TRANGA MAMPIAHIAHY MOMBA NY FAHAVEREZANA OLONA ENY ANIVON’NY FIARAHAMONINA ; OMENA VALISOA IREO IZAY MANOME VAOVAO MARIM-POTOTRA KA HAHAFAHAN’NY MPITANDRO NY FILAMINANA MISAMBOTRA NY MPANGALATRA OLONA

🤝 Nihaona tamin’ny mpanao gazety ny solon-tenan’ny Governemanta nahitana ny Minisitry ny Foloalindahy, ny Minisitry ny Fitsaràna, ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, ny MInisitra delege misahana ny Zandarimariam-pirenena ary solon-tena avy amin’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka ny harivan’ny Alarobia 22

MANANARA AVARATRA : ZAZAVAVY 15 TAONA TSY HITA HATRAMIN’NY SABOTSY, TAFAVERINA TEO AMIN’NY FIANAKAVIANY TAORIAN’NY FANDRAISANA ANDRAIKITRA NATAON’NY POLISIMPIRENENA.

🔹 Zazavavy 15 taona mipetraka ao Ampitarihana, Fokontany Antanakoro, Kaominina Ambonivohitra Mananara Avaratra izay tsy hita nanomboka ny Sabotsy lasa teo tao Mananara Avaratra no hita soa aman-tsara tao amin’ny fokontany Analanampotsy ny 21 Jolay 2026, tokony ho tamin’ny 4

FANADINANA BACCALAUREAT : MIANTOKA NY FILAMINANA ENY AMIN’IREO IVON-TOERAM- PANADINANA AMIN’NY FARITRA IANDRAIKETANY NY POLISIMPIRENENA

🙌 Nitety ireo ivon-toeram-panadinana mandray ny Bakalorea teto Antananarivo sy ny manodidina andriamatoa Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL. Natomboka teny amin’ny CEG Alasora izany, teny Nanisàna, Lycée Faravohitra ary tao amin’ny LMA Ampefiloha. 🟢 Nanome

1948–2026 : LANONAM-PAHATSIAROVANA NY FAHA-78 TAONA NITIFIRANA IREO MAHERY FON’NY FIRENENA NITAKY NY FAHALEOVANTENAN’I MADAGASIKARA

🇲🇬 Tontosa ny Alahady 19 Jolay 2026, tetsy Antsaham-pitifirana Ankatso, ny lanonam-pahatsiarovana ny faha-78 taona nanamarihana ny nitifirana ireo mahery fo Malagasy izay nitolona sy nanolotra ny ainy ho an’ny fahaleovantenan’i Madagasikara. 🕯️ Nisy ny fametrahana afom-pahatsiarovana sy fehezam-boninkazo teo