PN / FARITRA MENABE: NAHAZO FOTODRAFITRASA VAOVAO

✅️ Tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny politikan’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka mikasika ny fitantatana ifotony ny filaminana ny fananganana fotodrafitr’asa vaovao.
🏠 Arak’izany dia nisy ny fanolorana trano fiasana vaovao ho an’ny Filaminam-bahoaka any amin’ny faritra Menabe ny Asabotsy 07 oktobra lasa teo.
✅️ Ny Minisitry ny Fanatanjahatena Resampa André Haja no nanatanteraka izany ary ny Sekretera jeneralin’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka ny Contrôleur Général de Police Rakotondravelo Iangotiana kosa no nisolo tena ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka.
✅️ Nanotrona izany fanolorana izany ny Polisimpirenena miasa eo anivon’ny DRSP Menabe sy ireo mpikambana amin’ny FIVAPOVA na ny Fikambanan’ny Vady Polisy sy Polisy Vavy.

PN / FARITRA MENABE: NAHAZO FOTODRAFITRASA VAOVAO

Vous pourrez aussi aimer