🛡️Mitohy hatrany ny hetsika « MAHOMBY » ary ahità m-bokany 🚨Nahitam-bokatra ny ezaka manokana amin’ny ady amin’ny vaky trano sy ny halatra voly eny an-tsaha tanterahin’ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisaria Foibe Fianarantsoa. Olon-dratsy roa no voasambotra nandritra ny fisafoana natao
