SEKOLY AMBONY HO AN’NY POLISIMPIRENENA (ENSP) IVATO : NANAO ATRIKASA MIALOHAN’NY FAMERENANA NY FANASAZIANA HO AN’ IREO MIHOA-PEFY EO AMIN’NY SEHATRIN’NY FIFAMOIVOZANA IREO TOMPON’ANDRAIKITRA EO ANIVON’NY POLISIMPIRENENA SY NY KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA MIAMPY IREO AVY AMIN’NY SEHATRA TSY MIANKINA.

-Fanadaminana ny fifamoivoizana – Tontosa ny 20 Mey 2026 teny amin’ny Sekoly Ambony ho an’ny Polisimpirenena (ENSP) Mamory Ivato ny atrikasa momba ny famerenana ny “Police de la route ”, izay miompana amin’ny famerenana ny fanasaziana ho an’ireo mpandika lalĂ na