– Ho fanamafisana ny ady amin’ny famotsiam-bola sy ireo heloka ara-bola samihafa, dia nanomboka ny 11 Mey ka haharitra hatramin’ny 13 Mey 2026 eny amin’ny biraon’ny SAMIFIN Ambohijanaka ny atrikasa sy fizaràna traikefa ho an’ireo mpianatra ho Commissaire de Police
