👮‍♂️ Ady amin’ny fisolokiana âś… Ny 10 Mey 2026 tamin’ny 06 ora maraina, lehilahy iray no voasambotry ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny komisaria CSP II Ambohijatovo teny Amparihy Haute Ville, taorian’ny fitoriana napetraky ny vehivavy iray lasibatry ny fisolokiana tamin’ny
