🚨 Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana 🤝 Manohy ny ezaka fiarovana ny vahoaka sy ny fanamafisana ny fisafoana amin’ny alina ny Polisimpirenena ao Maintirano mba hiadiana amin’ny asan-jiolahy sy hiantohana ny fandriam-pahalemana. 📅 Ny alin’ny 20 Mey 2026, naharay antso ny

MAROANTSETRA : RAVAN’ NY POLISIMPIRENENA NY TAMBAZOTRANA MPANGALATRA SY MPAMAKY TRANO, OLONA FITO VOASAMBOTRA

🎯Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana ‎🔹 Ravan’ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny Kaomisaria Maroantsetra ny tambazotra mpamaky trano sy mpangalatra nampitondra faisana ny mponina tao amin’ny Fokontany Ankiakalava sy Ambohitsara ka olona fito no voasambotra taorian’ny fikarohana natao rehefa nahazo fitarainana misesisesy