FILAZANA FIKAROHANA: ANDRY TSIALONINA MARIJAONA ZOE

– Ity olona ity dia manan- draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny Polisy Ekonomika ao amin’ny Service Central des Affaires Reservees Anosy na hiantso ny laharana : -034