– Ady amin’ny hosoka isan-karazany. – Lehilahy iray no nosamborin’ny Polisy tao Mananjary ny marainan’ny 05 Mey 2025, taorian’ny fitarainana nataon’ny mpivarotra iray, voafitak’ity olon-dratsy ity tamin’ny vola sandoka. – Rehefa nahatsikaritra ilay mpivarotra fa vola sandoka no azony dia
