NAHAZO FIOFANANA MOMBAN’NY FAMPIASANA NY FAHARANITAN-TSAINA ARTIFISIALY (IA) HIADIANA AMIN’NY FANARARAOTANA ARA-NOFO ATAO AMIN’NY ANKIZY AO ANATY TAMBAJOTRAN-TSERASERA IREO POLISIMPIRENENA MPIKAROKA FANDIKAN-DALĂ€NA

👮‍♀️ Notanterahina tao amin’ny efitrano fivoriana ao amin’ny Hôtel IBIS Antananarivo, ny 19 Mey 2026 ny lanonam-panokafana ny fiofanana mahakasika ny fampiasana ny faharanitan-tsaina artifisialy (IA) sy ireo teknolojia nomerika hanamora ny asan’ny Polisy mpanao fanadihadiana, amin’ny raharaha fanararaotana ara-nofo

FANAMAIVANANA IREO FITOHANAN’NY FIFAMOIVOZANA MIDITRA ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA : NOJERENA MANOKANA IREO TEBOKA MAINTY, NY TENY ANKADIMBAHOAKA INDRAY NO NANAOVANA HETSIKA MANOKANA

👮🏿Tsiahivina hatrany, na dia maro ireo efa mahatsapa, fa samy tompon’andraikitra avokoa ny mpampiasa lalana rehetra amin’ny hahafahana mampihena ny fitohanan’ny fifamoivoizana eto Andrenivohitra. đźš” Noho izany indrindra dia tsy miraviravy tanana ny Polisimpirenena fa mikaroka ny vaha olana rehetra