– Nanomboka ny 28 Mey 2026 ary mitohy anio ny fihodinana faharoa amin’ny fifaninanana hidirana ho mpianatra ho « Agent de Police » miisa 500 ho an’ny taona 2025. – Adina am-bava sy ara-panatanjahantena no atrehin’ireo mpiadina mandritra izao dingana faharoa izao.
