FIVAPOVA – ZAIKABE 2022 : ATAO NY 17 HATRAMIN’NY 20 AOGOSITRA HO AVY IZAO ANY ANTSIRANANA

?‍♀️Indray isaky ny telo taona no tanterahina ny zaikaben’ny fikambanan’ny Polisy vavy sy vadina polisy ary voasolo tena ao avokoa ny mpikambana rehetra manerana an’i Madagasikara .
✅ »Zaho ndraiky anao, olo araiky fo », io no teny filamatra entin’ny FIVAPOVA mandritra ny zaikabe izay ho tanterahina any Antsiranana ny 17 hatramin’ny 20 Aogositra ho avy izao. Mandritra io fotoana io ihany koa no hanaovana ny fivoriambe ara-potoana ataon’ny mpikambana .
✅ Hetsika maro samihafa moa no hotanterahina mandritra izany ka hatomboka ny 17 Aogositra ao amin’ny Gymnase couvert Antsiranana ny hetsika amin’ny 10 Ora Maraina .

FIVAPOVA – ZAIKABE 2022 : ATAO NY 17 HATRAMIN’NY 20 AOGOSITRA HO AVY IZAO ANY ANTSIRANANA

Vous pourrez aussi aimer