HETSIKA MARO NY HANAMARIHANA NY FANKALAZANA IZAY HO ATOMBOKA AMIN’NY FANOMEZANA RA RAHAMPITSO ALAKAMISY 28 SEPTAMBRA

đŸ‘źâ€â™‚ïžđŸŽ‚đŸ‘źâ€â™€ïž Ho fankalazana ny faha 62 taonan’ny Polisim-pirenena dia maro ny hetsika tanterahina ho fanamarihana izany izay hanomboka ny Alakamisy 28 Septambra 2023.
🗓Toy izao manaraka izao ny fandaharam-potoana mahakasika izany :
✅ Alakamisy 28 Septambra :
đŸ‘‰đŸ©žfanomezan-dra ataon’ny Polisim-pirenena ho tanterahina etsy amin’ny Minisiteran’ny filaminam-bahoaka Anosy .
✅Zoma 29 Septambra :
👉 â›Ș Lamesa fiderana sy fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra etsy amin’ny CathĂ©drale ImmaculĂ©e Conception Andohalo
✅Sabotsy 30 Septambra :
đŸ‘‰đŸƒâ€â™‚ïžHazakazaka ara-pirahalahiana hiainga eny amin’ny aĂ©roport Ivato ary hatreny amin’ny ENSP Ivato .
👉 🎊🎉Fanombohan’ny Kerimesy lehibe ho an’ny rehetra etsy amin’ny ENSP Ivato ahitanađŸ”« kilalao maro samihafa ho an’ny ankizy ,đŸđŸ„€ trano heva misy sakafo isan-karazany ho an’ny rehetra ,🎾 đŸŽ·seho an-tsehatra hafanain’ny orkestran’ny Polisim-pirenena sy ireo mpanakanto maro samihafa
✅ Alahady 01 Oktobra:
👉 🏀 lalao ara-panatanjahantena basket -ball ho an’ireo ankizy zanaka Polisy , hisy ihany koa ny match de defi .
👉 đŸŽ€đŸŽžđŸ„karaoke sy seho an-tsehatra hiarahana amin’ireo mpanakanto malaza maro samihafa

HETSIKA MARO NY HANAMARIHANA NY FANKALAZANA IZAY HO ATOMBOKA AMIN’NY FANOMEZANA RA RAHAMPITSO ALAKAMISY 28 SEPTAMBRA

Vous pourrez aussi aimer