FOTODRAFITRASA VAOVAON’NY POLISIM-PIRENENA : NOTOKANANA ANDROANY NY FITALEAVAM-PARITRA ANALAMANGA SY NY ANY ALAOTRA MANGORO

✅️ Notokanana androany sabotsy 09 septambra ny biraon’ny Polisim-pirenena vaovao eto amin’ny fitaleavam-paritra Analamanga sy Alaotra Mangoro . ✅️ Tonga nitokana izany tany an-toerana ny Filoham-pirenena Andry Nirina Rajoelina mivady sy ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta ary notronin’ireo olo-manan-kaja ambony sivily