HETSIKA MARO NY HANAMARIHANA NY FANKALAZANA IZAY HO ATOMBOKA AMIN’NY FANOMEZANA RA RAHAMPITSO ALAKAMISY 28 SEPTAMBRA

👮‍♂️🎂👮‍♀️ Ho fankalazana ny faha 62 taonan’ny Polisim-pirenena dia maro ny hetsika tanterahina ho fanamarihana izany izay hanomboka ny Alakamisy 28 Septambra 2023. đź—“Toy izao manaraka izao ny fandaharam-potoana mahakasika izany : ✅️ Alakamisy 28 Septambra : 👉🩸fanomezan-dra ataon’ny Polisim-pirenena