SCES – FAMPIASANA FITOMBOKA HOSOKAN’ NY MINISITERAN’NY TOE-KARENA SY FITANTANAM-BOLA : LEHILAHY 01 MISANDOKA HO MPIASAN’NY FITANTANAM-BOLA VOASAMBOTRA , MIAMPY NY VADINY SY VEHIVAVY IRAY HAFA MPIRAY TSIKOMBAKOMBA AMINY

Rehefa nojerena ireo antontan-taratasin’ity vehivavy iray saika hanao Pasipaoro dia nampiahiahy ny Polisy izany, natao ny fanadihadiana ary fantatra fa hosoka avokoa ireo antontan-taratasy nampiasainy . Nitohy ny famotorana ary tamin’izany no nahalalana fa vehivavy ho aondrana hiasa an-trano any