FIAKARANA GALONA EO ANIVON’NY POLISIM-PIRENENA : POLISY MIISA 08 NAHAZO NY GALONA COMMISSAIRE DE POLICE RAHA 12 KOSA NO NIAKATRA HO OFFICIER DE POLICE.

✅️ Notanterahina tetsy amin’ny Toby Hery vonjy taitran’ny Polisim-pirenena « Camp Contrôleur Général de Police RAZAFINDRAZAKA Berthin tetsy Antanimora ny fametrahana galona ho an’ireo Polisy miisa 20 .
👮‍♂️👮‍♀️ 08 Mianadahy no nakarina ho Commissaire de Police ary 12 kosa nahazo ny galona Officier de Police .
✅️ Nanome hafatra ho azy ireo Andriamatoa Minisitry ny filaminam-bahoaka mba hitondra ny galona am-pahamendrehana ary hanatanteraka an-tsakany sy an-davany ny andraikitra omena azy ireo ho voninahitry ny Polisim-pirenena.

FIAKARANA GALONA EO ANIVON’NY POLISIM-PIRENENA : POLISY MIISA 08 NAHAZO NY GALONA COMMISSAIRE DE POLICE RAHA 12 KOSA NO NIAKATRA HO OFFICIER DE POLICE.

Vous pourrez aussi aimer