đĄïž Ady aminâny herisetra sy ny fidorohana zava-mahadomelina ary fiarovana ny ankizy đźââïž Ao anatinâizao fiandohanâny taom-pianarana izao, dia nanatanteraka fidinana ifotony sy fanentanana ho anâireo mpianatra ao aminâny LycĂ©e Miarinarivo, LycĂ©e Technique Miarinarivo ary LycĂ©e FJKM Antanisoa ny Sampan-draharahanâny
