Rehefa nojerena ireo antontan-taratasin’ity vehivavy iray saika hanao Pasipaoro dia nampiahiahy ny Polisy izany, natao ny fanadihadiana ary fantatra fa hosoka avokoa ireo antontan-taratasy nampiasainy . Nitohy ny famotorana ary tamin’izany no nahalalana fa vehivavy ho aondrana hiasa an-trano any
AKANY AMBATOLAMPY : NITONDRA FANOMEZANA HO AN’IREO ANKIZY KAMBOTY TAIZAIN’NY POLISY NY MASOIVOHO AMERIKANA
Ny fianarana no ampinga tsara indrindra hoentina miatrika ny fiainana » io no nambaran’ dRamatoa Ambasadaoro Amerikana Claire Pierangelo raha nitsidika sy nitondra fanampiana ho an’ireo zaza kamboty taizaina ao amin’ny Akany Ambatolampy ny tenany sy ireo mpiara-miasa aminy . ✅️
FOTODRAFITRASA VAOVAON’NY POLISIM-PIRENENA : NOTOKANANA ANDROANY NY FITALEAVAM-PARITRA ANALAMANGA SY NY ANY ALAOTRA MANGORO
✅️ Notokanana androany sabotsy 09 septambra ny biraon’ny Polisim-pirenena vaovao eto amin’ny fitaleavam-paritra Analamanga sy Alaotra Mangoro . ✅️ Tonga nitokana izany tany an-toerana ny Filoham-pirenena Andry Nirina Rajoelina mivady sy ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta ary notronin’ireo olo-manan-kaja ambony sivily
LALAON’NY NOSY
𝘛𝘢𝘳𝘢𝘯𝘫𝘢 𝘉𝘢𝘴𝘬𝘦𝘵 𝘉𝘢𝘭 : Tompon-daka isika, Medaly Volamena avokoa no azon’ny ekipam-pirenena Malagasy , 3×3 sokajy lehilahy sy vehivavy😍🔥✊🏽 𝗔𝗻𝗸𝗼𝗮𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗮𝘆🤍❤️💚 «𝘍𝘢𝘯𝘥𝘳𝘦𝘴𝘦𝘯𝘢 𝘢𝘯𝘢𝘵𝘺 𝘧𝘪𝘳𝘢𝘪𝘴𝘢𝘯-𝘬𝘪𝘯𝘢 𝘴𝘺 𝘧𝘢𝘩𝘢𝘴𝘢𝘮𝘪𝘩𝘢𝘧𝘢𝘯𝘢. » « 𝙀𝙣𝙨𝙚𝙢𝙗𝙡𝙚 𝙥𝙤𝙪𝙧 𝙪𝙣𝙚 𝙫𝙞𝙘𝙩𝙤𝙞𝙧𝙚 𝙙𝙖𝙣𝙨 𝙡’𝙪𝙣𝙞𝙩é 𝙚𝙩 𝙡𝙖 𝙙𝙞𝙫𝙚𝙧𝙨𝙞𝙩é
LALAON’NY NOSY / POLISIM-PIRENENENA MIARO SY MANAMPY : NANOME TANANA TAMIN’NY FANADIVOANA NY TANANA
Polisy miisa 200 ( nahitana Polisy am-perin’asa sy mpianatra ho Polisy ) izay notarihin’Andriamatoa Minisitry ny Filaminam-bahoaka no indray niara- nientana nanao asa tagnamaro nanadio ny lalana mihazo ny carlton anosy hatreny amin’ny Antenimieran-doholona ary avy teo dia nifindra teny
FITANDROANA NY FILAMINANA MANDRITRA NY LALAON’NY NOSY : NITONDRA FANKAHEREZANA HO AN’NY MPITANDRO FILAMINANA NY PRAIMINISITRA LEHIBEN’NY GOVERNEMENTA
✅️ Nitsidika ny Centre opérationnel hiarahan’ireo mpitandro filaminana (EMMONAT , EMMOFAR ) mandrindra ny fitandroana ny filaminana madritra ny lalaon’ny Nosy ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta niaraka tamin’ireo minisitra eo anivon’ny governemanta nahitana ny Minisitry ny fiarovam-pirenena, ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka
AIRTEL MADAGASCAR : NANOME FITAOVAN-TSERASERA HO AN’NY POLISIM-PIRENENA HOENTINA MANAFAINGANA NY FANATANTERAHANA NY ASA
Tonga nanolotra fitaovan-tserasera ( box internet , puce flotte, écran ) ho an’ny Polisim-pirenena ny Orinasa Airtel izay notarihin’ Andriamatoa RANDRIANARISON Heritiana, Talen’ny varotra sy ny fitsinjarana. 👮♂️🙏 Nandray sy nisaotra azy ireo tamin’izany ny Minisitry ny filaminam-bahoaka ny Contrôleur
JIOI – FITANDROANA NY FILAMINANA : POLISY MIISA HATRANY AMIN’NY 1850 MAHERY NO MIASA ISAN’ANDRO HITANDRO NY FILAMINANA MANDRITRA NY FANATANTERAHANA NY LALAON’NY NOSY
Adidy lehibe hiandraiketan’ny Polisim-pirenena ny fitandroana ny filaminana mandritra ny fanatanterarahana ny lalaon’ny nosy izay hanomboka ny zoma ho avy izao ny lanonana fanokafana. ✅️ Nisy ny fivoriana notanterahin’ireo lehiben’ny Polisim-pirenena notarihin’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka amin’ny fiarovana ireo toerana sy
TOURNOI ASIEF 2023 : LASAN’NY POLISIM-PIRENENA AVOKOA NY AMBOARA TEO AMIN’NY TARANJA FOOT SY BASKET
Nisongadina ny ekipan’ny Polisim-pirenena tamin’ny taranja iombonana nandritra ny fifaninanana ara-panatanjahatena ASIEF natao tany Toamasina . ⛹️♂️Ho an’ny taranja Basket-ball dia lasan’ny Minisiteran’ny filaminam-bahoaka avokoa ny amboara teo amin’ny sokajy senior sy ny sokajy vétéran . ⚽️ Ho an’ny taranja
LALAON’NY NOSY – TARANJA BASKET BAL : TOY IREO ATLETA REHETRA MANDRAY ANJARA AMIN’NY LALAON’NY NOSY DIA NAHAZO PRIME AVY AMIN’NY FITONDRAM-PANAJAKANA IHANY KOA NY ANKOAY
Tsy mikely soroka ny fitondram-panjakana, amin’ny fikarakarana ny fiatrehan’ny lalaon’ny nosy izay atao eto Madagasikara manomboka ny 25 Aogositra ho avy izao. Ankoatra ny tohana ataon’ny Minisitera mpiahy dia androany no nanolorana ny » Prime » avy amin’ny fitondram-panjakana ho an’ireo
PMPM ANTSIRABE – FANAMPIM-BAOVAO MAHAKASIKA IREO ANKIZY ROALAHY TANY ANTSIRABE NIVOAKA FB : EFA HITAN’NY POLISY NY TRANON’IZY ROALAHY ARY MISY NY FANAMPIANA OMENA AZY IREO
Nisy namoaka teto amin’ny tambazotra fb ny fiainan’izy roalahy kely ireto ary voalaza fa sahirana ara-pivelomana ireto farany ka mandeha mitady vola hividianany sakafo ho an’ny zokiny migadra. 👮♀️ Voaresaka ihany koa tao anatin’ilay « publication » fa efa maty ny rainy
UIR – FILOKANA AN-DALAMBE : OLON-DEHIBE MIISA 05 NOSAMBORINA REHEFA NANAOVANA FANENTANANA KANEFA MBOLA NAMERINA IHANY
Notenenin’ny Polisy moramora izy ireto ary nampahafantarina fa voarara ny lalàna ny filokana an-dalambe. 🚔Rehefa lasa ny Polisy ary niverina teo amin’ilay toerana dia ireo izy 05 lahy misahirana manohy ny lalao . 🚨Nosamborin’ny Polisy avy hatrany ireto farany rehefa