MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA : NITOHY TAMIN’NY FANOMPOAM-PIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA NY FANKALAZANA NY FAHA-65 TAONAN’NY POLISIMPIRENENA

– Nitohy tamin’ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana ny fankalazana ny faha-65 taonan’ny Polisimpirenena, izay notanterahina ny Alakamisy 24 Septambra 2026, tetsy amin’ny Katedraly ImmaculĂ©e Andohalo. -Fotoana nanamarihana ny dian’ny Polisimpirenena nandritra izay 65 taona izay, sady fitondrĂ na am-bavaka ny asa andavanandro sy

FANDRAHOHANA SY FITAKIANA VOLA TAMIN’NY ALALAN’NY SMS : LEHILAHY IRAY VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA ARY NIDOBOKA AM-PONJA ENY TSIAFAHY

đŸ“± Taorian’ny fitoriana napetraky ny olom-pirenena iray ny 8 Septambra 2026, dia nanokatra fanadihadiana momba ny fandrahonana ho faty sy fitakiana vola tamin’ny alalan’ny SMS ny mpitandro ny mpitandro filaminana miasa ao amin’ny « cellule mixte d’enquĂȘte  » TsaralalĂ na. 🚹Taorian’ny fikarohana

OLONA 11 VOASAMBOTRA NANDRITRA NY HETSIKA FAMPANDRIANA FAHALEMANA TAO MAHAJANGA

👉 Ady amin’ny asan-jiolahy sy fanamafisana ny filaminam-bahoaka. đŸ‘źâ€â™‚ïž Nandritra ny herinandro, dia nahitam-bokatra hatrany ny hetsika fampandriana fahalemana nataon’ny Polisimpirenena tao an-tampon-tanĂ nan’i Mahajanga. Miisa 11 ireo olona voasambotra tany amin’ireo faritra samihafa, anisan’izany Amborovy, Ambondrona, Amparihigidro, Mahavoky Atsimo sy

MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA : NAMAFISINA NY ADY AMIN’NY KOLIKOLY TAMIN’NY ALALAN’NY FAMETRAHANA NY POLITIKA ANATINY HIADIANA AMIN’IZANY.

đŸ’· Ady amin’ny kolikoly. ☑Tontosa ny Talata 22 Septambra 2026, tao amin’ny Fitaleavana misahana ny Fikarohana sy Fampiofanana Mitohy Antanimora, ny fanolorana ny Politika anatiny Iadiana amin’ny Kolikoly (Politique Interne de Lutte Contre la Corruption) eo anivon’ny fitantanan-draharaham-panjakana eto amin’ny

ANALAMANGA : FANENTANANA NY VAHOAKA MOMBA NY LOZA ENTIN’NY ZAVA-MAHADOMELINA

👉 Ady amin’ny fiparitahana sy ny fidirohona zava-mahadomelina đŸ‘źâ€â™‚ïž Nanatanteraka fanentanana mikasika ny fiparitahana sy ny fampiasana zava-mahadomelina ireo Polisy avy amin’ny Sampandraharaha miady amin’ny fidorohana sy fiparitahan’ny zava-mahadomelina (STUP) , ny harivan’ny 20 Septambra 2026, teny amin’ny Fokontany Andohanimandrozesa.