đĄïž Ady aminâny tsy fandriam-pahalemana đš AMBATOMENA : nahazo fampahafantarana momba ny fisianâny olona ahiahiana ho mpamaky trano mihaodihaody teny Antarandolo ny Polisin’ny UIR ao aminâny Kaomisaria Foibe Fianarantsoa ny 09 Septambra 2026. đNirotsaka an-tsehatra avy hatrany izy ireo nanao
