🩸 Tontosa androany, 14 Septambra 2026, tao amin’ny Hopitaly HJRA Anosy, ny fanokafana ny Herinandro ho an’ny Fanomezan-drĂ eto anivon’ny Polisimpirenena izay ao anatin’ny hetsika fankalazana ny faha 65 taonan’ny Polisimpirenena malagasy. 👮‍♀️ Tonga nitarika izany Ramatoa Sekretera jereralin’ny Minisiteran’ny
