– Lehilahy roa no voasambotry ny Polisim-pirenena, noho ny raharaha famonoana nahafaty lehilahy iray teny Andohatapenaka, ny 13 Jolay 2026. – Araka ny fanadihadiana, niaraka nisotro teny amin’ny toeram-pisotroana iray izy telo lahy, saingy nisy fifamaliana ka nivadika ho herisetra
