👉 Fiarovana ny zaza sy ny olona marefo. 🎯 Voasambotry ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny CSP Farafangana tao Amboanio ny lehilahy iray 72 taona ny 27 aogositra 2026 noho ny resaka fanodikodinana zaza tsy ampy taona. đź‘§ Tovovavy 15 taona
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
👉 Fiarovana ny zaza sy ny olona marefo. 🎯 Voasambotry ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny CSP Farafangana tao Amboanio ny lehilahy iray 72 taona ny 27 aogositra 2026 noho ny resaka fanodikodinana zaza tsy ampy taona. đź‘§ Tovovavy 15 taona
👉 Ady amin’ny fiparitahin’ny zava-mahadomelina đźš” Lehilahy roa (02) nitondra rongony 16 gony no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny UIR sy Sampan-draharaha miady amin’ny zava-mahadomelina Antsirabe, nandritra ny hetsika « MAHOMBY » ny zoma 29 Aogositra 2026, tokony ho
👉 Ady amin’ny tsy fahadriampahalemana 👮♂️ Nanao fisafoana tamin’ny fanamiana sivily teny amin’ny fari-piadidian’ny CSP4 Isotry ny Polisy, ny zoma 29 Aogositra 2026 noho ny fitaraina maromaro voaray tamina tranga harom-paosy sy vaky rano. 🔎 Teny Manarintsoa Afovoany, tokony ho
👉Ady amin’ny fipariahan’ny zava-mahadomelina đź”´Ny faha 30 Aogositra 2026 lasa teo tokony ho tamin’ny 08ora alina no naharay antso avy amin’ny olona tsara sitrapo ny Polisimpirenena mahakasika ny fisiana lehilahy iray mitazona sy mivarotra rongony eny Anendaka Antananambony Fianarantsoa. 📌Nidina
👧 Zazavavy 14 taona iray, izay nanaovana ombay mitady tamin’ny alalan’ny peta-drindrina sy ny tambazotra Facebook, no tafaverina soa aman-tsara eo anivon’ny fianakaviany. 📅 Niala tao an-tranony ny Asabotsy 22 Aogositra 2026 ilay zaza, nilaza fa handeha any amin’ny fianakaviana
👮‍♂️ Lehilahy iray 49 taona no voasambotry ny Polisy tao amin’ny banky iray teny Tsianolondroa Fianarantsoa, ny 25 Aogositra 2026, noho ny raharaha fisolokiana an’anabaka, fisandohana, fidirana tsy ara-dalĂ na amin’ny kaonty banky ary fanodikodinam-bola. 🔎 Ny banky no nametraka fitoriana
👮‍♂️ Lehilahy iray no voasambotry ny Polisy tao Soamahamanina, Tsiroanomandidy, ny 28 Aogositra 2026 noho ny fivarotana rongony. 🔎 Nandritra ny fidinana ifotony nataon’ny Polisy dia fonosana rongony 30 isa, efa voaomana hamidy, no tratra tao an-tranon’ilay voarohirohy. 🚔 Nentina
👮‍♂️ Lehilahy iray mamita sazy ao amin’ny fonjan’i Morondava, voalaza fa nandositra no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny CRFIP Menabe teo amin’ny sakana Bemanonga ny Talata 25 Aogositra 2026 tokony tamin’ny 09 ora alina. 🔎 Taorian’ny nahazoan’ny Polisy ny
📌 Matetika eny amin’ny « arrêt bus » sy amin’ny toerana be olona no mety hiseho ity endrika fisolokiana ity. Misy olona iray voalohany mandalo ary mandatsaka zavatra (anaty harona « Sachet », na valopy lehibebe) avy any aminy. Misy olona miara-miandry
💣Ady amin’ny asan-jiolahy mitam-piadina 🚔 Nandritra ny fisafoana nataon’ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Kaomisaria Alasora ny tolakandron’ny 26 Aogositra 2026 dia tovolahy iray no tratra ambodiomby teo am-pikasana hangalatra bisikileta. Nosamborina avy hatrany izy ary natao ny fisavana ireo entana
⚠️ Ady amin’ny fanaovana hosoka 📢 Naharay vaovao ny teo anivon’ny Polisimpirenena tao amin’ny Kaomisaria Moramanga, mahakasika ny fisian’olona manamboatra sy manaparitaka taratasy hosoka momba ny fahazoan-dalana mamily fiara (permis de conduire). 👮‍♂️ Taorian’ny nahazoana izany vaovao izany dia nanao
👮 Nandritra ny fanatanterahana ny hetsika « MAHOMBY » tao an-tanà nan’i Fianarantsoa, dia nohamafisin’ny Polisimpirenena ny fisafoana sy ny fanaraha-maso ireo toerana ahiana hisian’ny asa ratsy, ho fisorohana ny tsy fandriam-pahalemana ary hiarovana ny olona sy ny fananany. 🏍️ Ny