👉 Ady amin’ny fakĂ na an-keriny. đź‘® Ny alin’ny 31 Jolay 2026 no nisy nampandre ny Polisimpirenena fa misy mpandraharaha roalahy misy mitazona an-keriny sy iharan’ny fandrahonana amina toeram-piasĂ na iray ao Anosizato Atsinanana. đźš” Nirotsaka an-tsehatra avy hatrany ny UIR Tsaralalana
