– Vehivavy iray namitaka olona maro tamin’ny anarana hoe « Kalamena », no nosamborin’ny Polisy noho ny fisandohana ho Polisy sy fisolokiana. – Ny 08 Aogositra 2026, tao Tanambao, Antsirabe no nahatrarana azy, ary nandritra ny fisavana tao an-tranony dia
