MORAMANGA : LEHILAHY IRAY MPANAO HOSOKA FAHAZOAN-DALANA MAMILY FIARA NO VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA

⚠️ Ady amin’ny fanaovana hosoka 📢 Naharay vaovao ny teo anivon’ny Polisimpirenena tao amin’ny Kaomisaria Moramanga, mahakasika ny fisian’olona manamboatra sy manaparitaka taratasy hosoka momba ny fahazoan-dalana mamily fiara (permis de conduire). 👮‍♂️ Taorian’ny nahazoana izany vaovao izany dia nanao