– Fiarovana ny Zaza sy ireo olona marefo – FENOARIVO ATSINANA – Ny 12 Aogositra 2026 tokony ho tamin’ny 04 ora tolakandro dia nisy zazavavy kely 02 taona nirenireny irery teny an-dalana tao amin’ny faritry ny Terrain Maer, sady nitomany
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
– Fiarovana ny Zaza sy ireo olona marefo – FENOARIVO ATSINANA – Ny 12 Aogositra 2026 tokony ho tamin’ny 04 ora tolakandro dia nisy zazavavy kely 02 taona nirenireny irery teny an-dalana tao amin’ny faritry ny Terrain Maer, sady nitomany
– Nampivondrona ireo Polisimpirenena miasa eto amin’ny Faritra Boeny tao amin’ny Tranoben’ny Serasera sy Kolontsaina « Akôry Haly ! », Mangarivotra Mahajanga, ny Alakamisy 13 Aogositra 2026, ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL. Notronin’ireo tompon’andraikitra
– Ady amin’ny fipariahan’ny zava mahadomelina – Ny 12 Aogositra 2026, tamin’ny 11 ora sy 15 minitra, dia notanterahina tao Ihosy ny fandorana ireo rongony tratran’ny Polisimpirenena ny zoma 7 Aogositra 2026 ary nogiazana. – Nahatratra 19 gony ireo rongona