– Ady amin’ny fipariahan’ny zava mahadomelina
– Ny 12 Aogositra 2026, tamin’ny 11 ora sy 15 minitra, dia notanterahina tao Ihosy ny fandorana ireo rongony tratran’ny Polisimpirenena ny zoma 7 Aogositra 2026 ary nogiazana.
– Nahatratra 19 gony ireo rongona izay nodorana ireo.
– Tonga nanatrika ny fanatanterahana izany ny Mpitsara lehiben’ny Fampanoavana ao Ihosy.
-Fanomezam- baovao avy amin’olona tsara sitrapo no nahatratrarana ireto rongony ireto.

 

IHOROMBE – IHOSY : RONGONY 19 GONY TRATRAN’NY POLISIMPIRENENA KA NODORANA

Vous pourrez aussi aimer