FIANARANTSOA : OLONA DIMY (05) VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NANDRITRA NY HETSIKA MAHOMBY NOHO NY HALATRA SY VAKY TRANO ARY NY HAROM-PAOSY, NIDOBOKA AM-PONJA AVOKOA

– Fametrahana fandriam-pahalemana maharitra. – Mitohy ny ezaka ataon’ny Polisimpirenena ao amin’ny Kaomisaria Foibe Fianarantsoa amin’ny ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. Tao anatin’ny hetsika « MAHOMBY » dia nahitana vokatra tsara teo amin’ny ady amin’ny vaky trano, halatra biby fiompy ary

NANATANTERAKA FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA TAO AMIN’ANDRIAMATOA MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA NY MPIRAKI-DRAHARAHA MOMBA NY FILAMINANA ANATINY (ATTACHÉ DE SÉCURITÉ INTÉRIEURE) VAO NOTENDRENA AMIN’NY MASOIVOHON’I FRANTSA.

– Noraisin’Andriamatoa Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL, sy ireo mpiara-miasa aminy, tao amin’ny biraony teto Anosy, ny Kolonely Guillon Olivier, izay voatendry ho « Attaché de Sécurité Intérieure » vaovao eo anivon’ny Masoivohon’i Frantsa eto Madagasikara ny

FILAZANA FIKAROHANA: RAMANANTENASOA PERLINE

– Karohin’ny Polisimpirenena ity olona voalaza eto ambany ity. Koa iangaviana izay rehetra mahafantatra azy na mahalala ny toerana misy azy mba hanatona ny biraon’ny Polisimpirenena akaiky indrindra, na hampandre avy hatrany ny Poste de Police Avancé Ampefiloha. – Momba