– Ady amin’ny halatra isan-karazany. – Tra-tehaka teo am-panaovana ny asa ratsiny ny mpandray gasoil halatra, nandritra ny hetsika manokana nataon’ny Polisy avy ao amin’ny UIR Antsimondrano ny marainan’ny 18 Aogositra 2026. – Lehilahy iray nitondra daba mavo feno solika
