👧 Zazavavy 14 taona iray, izay nanaovana ombay mitady tamin’ny alalan’ny peta-drindrina sy ny tambazotra Facebook, no tafaverina soa aman-tsara eo anivon’ny fianakaviany. 📅 Niala tao an-tranony ny Asabotsy 22 Aogositra 2026 ilay zaza, nilaza fa handeha any amin’ny fianakaviana
