– Mila fitandremana ny fividianana entana sy fandefasana vola amin’ny « vente en ligne » -Misy ireo olon-dratsy manimba endrika ity anton-draharaha ity satria fisolokiana ranoray no ataony – Noho izany aza mandefa vola mihitsy raha tsy azo antoka tsara
