-Fiarovanna ny ankizy sy ny olona marefo
-Nitranga fanolanana zaza tsy ampy taona tao Morondava Centre, ny harivan’ny 05 Aogositra 2026.
– Araka ny fitarainana napetraky ny rain’ilay zazavavy 14 taona, dia voalaza fa niharan’ny fanolanana tao amin’ny trano iray tao Morondava Centre ny zanany.
-Lehilahy 27 taona, mpiasa sy monina any an-toerana no nahavita izany , nosamborin’ny Polisy ary tanana hanaovana fanadihadiana ity lehilahy ity.
– Efa nentina teny amin’ny Hopialy Namahora Morondava kosa ilay zaza hotsaboina.

 

MORONDAVA : LEHILAHY 27 TAONA NOSAMBORIN’NY POLISIMPIRENENA NOHO NY FANOLANANA ZAZA VAVY 14 TAONA

Vous pourrez aussi aimer