– Mila fitandremana ny fividianana entana sy fandefasana vola amin’ny « vente en ligne »
-Misy ireo olon-dratsy manimba endrika ity anton-draharaha ity satria fisolokiana ranoray no ataony
– Noho izany aza mandefa vola mihitsy raha tsy azo antoka tsara raha misy ny tranga fisolokiana dia mampilazà ny manam-pahefàna na manao fitoriana.