– Rano sy vary amin’ny fametrahana fandriam-pahalemana maharitra ny mpitandro ny filaminana sy ireo vondrom-bahoakam-paritra eny ifotony, indrindra ny fokontany, hoy ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL raha nidina ifotony teny anivon’ireo fokontany teto Antananarivo
