👉Ady amin’ny tsy fandriampahalemana ♦️ Ny 19 Aogositra 2026, nahazo antso ny Polisy fa misy andian-jatovo misotro tao amin’ny « bar » iray ao Talatamaty, ary voalaza fa mampiasa vola sandoka. ‼️ Nidina teny an-toerana avy hatrany ny Polisy ka
