👉 Ady amin’ny asan-jiolahy đź”´ Nitrangana fanafihana mitam-piadiana miampy herisetra tao amin’ny tokantrano iray teny Ambohimiadana Bongatsara, ny alin’ny 30 Mey 2026. 🏫 Araka ny fanazavana dia jiolahy miisa 06 no niditra an-keriny tao an-tokantrano, ka ny 02 nijanona tany
