– Raha ny tranga hita sy voaporofo dia maro amin’ireo heloka mamoafady izay hanaovana fanadihadiana no olona akaiky no mahavita izany. – Mila mailo hatrany, haraho maso ny zaza na lahy na vavy. – Efa misy ny sehatra anabaka ahafahana
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
– Raha ny tranga hita sy voaporofo dia maro amin’ireo heloka mamoafady izay hanaovana fanadihadiana no olona akaiky no mahavita izany. – Mila mailo hatrany, haraho maso ny zaza na lahy na vavy. – Efa misy ny sehatra anabaka ahafahana
– Nanomboka ny Alatsinainy 17 Aogositra 2026, tamin’ny 4 ora hariva, no nanao filazana tao amin’ny Facebook sy nampandre ny Ekipa Iombonana Misahana ny Fanadihadiana (CNMED) Tsaralalàna ny ray aman-drenin’ireto ankizivavy ireto, mikasika ny tsy fahitana azy telo mirahavavy, 17
– Notanterahina ny 18 Aogositra 2026 ny fametrahana ny vato fototry ny fanamboarana trano ho an’ny Trompetran’ny Polisimpirenena, izay tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-15 taona niorenan’ny Chorale Trompetran’ny Polisimpirenena. -Tonga nanome voninahitra ny lanonana ny mpandrindra sady lehiben’ny Fitsirihana
FANAFIHANA TOKAN-TRANO TENY AMBOHIJANAKA – Mitohy ny ezaka ataon’ny mpitandro filaminana amin’ny ady amin’ny asan-jiolahy -Teny Ambohijanaka ny 17 Aogositra 2026 tamin’ny 10 ora alina, voasakana ny fikasana hamaky trano iray. – Rehefa nahatsikaritra olona nampiahiahy teo ambadiky ny tamboho
– Ho fanamafisana ny fandriam-pahalemana sy ny ady amin’ny asan-jiolahy, dia nidina teny Ambolokandrina sy Ambohipo ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisaria Ambohijatovo ny 17 Aogositra 2026, nanakatona sy manao fanentanana an’ireo toeram-pisotroana tsy manaja ny ora ara-dalàna. – Izao
– Fiarovana ireo sokajin’olona marefo. -Ny 17 Aogositra 2026, tokony ho tamin’ny 11 ora atoandro, teo anoloan’ny vavahady lehibe amin’ny Kianjan’ny Barea Mahamasina, dia nahatsikaritra vehivavy iray tombanana ho 48 taona, tsy fantatra anarana, tsy manan-kialofana ary hita fa tsy
– Fiarovana ny zaza tsy ampy taona, ady amin’ny herisetra ara-nofo -Lehilahy iray 44 taona no tratra ambodiomby nanolana zazalahy kely ny alin’ny 17 Aogositra 2026, tokony ho tamin’ny 03 ora sy sasany maraina. – Niditra tao amin’ny tokantrano iray
-Ady amin’ny tsy fandriampahalemana – Nahazo angom-baovao marim-pototra ny Polisy ao amin’ny CSP Belo-sur-Tsiribihina ny 14 Aogositra 2026 fa misy lehilahy 31 taona, monina ao Miandrivazo tonga tao Belo-sur-Tsiribihina nitondra basy halatra avy any Ankilitoka Manandaza, Distrikan’i Miandrivazo, ary nitady
– Zaza iray manodidina ny 03 taona no hita teny Ampasika, ka tsy mbola fantatra ny ray aman-dreniny sy ny toerana fonenany. – Efa eo am-pelatanan’ny Polisy ao amin’ny CNMED na ny Sampan-draharaha iombonan’ny mpitandro ny filaminana ilay zaza, ary
– Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka. – Notanterahina ny Zoma 14 Aogositra 2026 ny lanonam-pitokanana amin’ny fomba ofisialy ny biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka Boeny vaovao ao Fiofio, Mahajanga. Fotodrafitrasa natao hanamafisana ny fandriam-pahalemana sy hanatsarana hatrany ny tolotra omena ny vahoaka.
– Fiarovana ny Zaza sy ireo olona marefo – FENOARIVO ATSINANA – Ny 12 Aogositra 2026 tokony ho tamin’ny 04 ora tolakandro dia nisy zazavavy kely 02 taona nirenireny irery teny an-dalana tao amin’ny faritry ny Terrain Maer, sady nitomany
– Nampivondrona ireo Polisimpirenena miasa eto amin’ny Faritra Boeny tao amin’ny Tranoben’ny Serasera sy Kolontsaina « Akôry Haly ! », Mangarivotra Mahajanga, ny Alakamisy 13 Aogositra 2026, ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL. Notronin’ireo tompon’andraikitra