TE HANDOVA IRERY IREO NAHAVANON-DOZA : VOASAMBOTRY NY POLISY IREO OLONA ROA VOAROHIRHOHY TAMIN’NY RAHARAHA VONO OLONA TAO ISOTRY.
👉 Ady amin’ny heloka bevava 👮♂️ Ny Talata 22 Septambra 2026 dia naharay antso ny Polisy noho ny fahitana fatin-dehilahy iray novonoina tamin’ny fomba feno habibiana tao an-tranony teny Anatihazo Isotry. 🔎 Raha ny fanadihadiana dia fantatra fa ny anabaviny
POLICE DE LA ROUTE : MANAJA NY MPAMPIASA LALANA AMIN’NY ALALAN’NY FOMBA FIHETSIKA SY FOMBA FITENY
Fampiharana ireo fihetsika ara-dalàna rehetra mialoha sy mandritra ny fanakanana fiara na moto, fanovana ny fomba firesaka entina manaja ny mpamily . Fihetsika iray entin’ny Polisim-pirenena hanakaikezana hatrany ny vahoaka ny fomba fiasa toy izao mba hanabeazana ny olom-pirenena ao
KIDNAPPING-KALIDAS: VOASAMBOTRY NY BC1 TETSY ANALAKELY NY LEHILAHY IRAY NANDRAY ANJARA TAMIN’ILAY FAKANA AN-KERINY ILAY TERA-TANY KARANA TETSY ANTANIMENA, EFA MIZOTRA TSIKELIKELY MAKANY AMIN’NY FIKAROHANA IREO TOMPON’ANTOKA REHETRA NY FANADIHADIANA
Mizotra tsikelikely ny fikarohana izay ataon’ny “Service Central des Affaires Criminelles” na SCAC etsy Anosy mahakasika ny raharaha fakàna an-keriny tera-tany karàna iray teny Antanimena (Kalidas) Ny 10 aprily 2018 lasa teo tokoa mantsy dia voasambotry ny Polisy misahana ny
TANJOMBATO Mpangalatra MIISA ROA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA
👉 Ady amin’ny tsy fahandriam-pahalemana 👮♂️ Lehilahy iray no tratra tao anatin’ny fefin’olona tao Tanjombato ny 26 septambra 2026 tokony ho tamin’ny 01 ora maraina, raha nikasa hangalatra hazo ary tafaporitsaka ny namany iray hafa niaraka taminy. 🎯 Fantatra fa
FANDRAISANA MPIANATRA HO POLISY 2026 : NITSIDIKA IREO IVONTOERAM-PANADINANA NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA
👉 Nitsidika ireo ivontoeram-panadinana tetsy amin’ny LMA Ampefiloha sy tetsy amin’ny CEG Antananimbarinandriana izay isan’ireo hanaovana ny fifaninana handraisana ireo mpianatra ho Polisimpirenena taona 2026 ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL ; niaraka tamin’ny Tale
MAHANORO : LEHILAHY IRAY NAHATRATRANA VOLA SANDOKA MANODIDINA NY 8 120 000 ARIARY, VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA.
– Noho ny fiaraha-miasa teo amin’ny Kaomisaria Mahanoro sy ny tompon’andraikitra avy ao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ambodiharina, dia lehilahy iray 48 taona no voasambotry ny Polisimpirenena tao amin’io kaominina io, tokony ho tamin’ny 05 ora hariva ny 23 Septambra 2026.
MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA : NITOHY TAMIN’NY FANOMPOAM-PIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA NY FANKALAZANA NY FAHA-65 TAONAN’NY POLISIMPIRENENA
– Nitohy tamin’ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana ny fankalazana ny faha-65 taonan’ny Polisimpirenena, izay notanterahina ny Alakamisy 24 Septambra 2026, tetsy amin’ny Katedraly Immaculée Andohalo. -Fotoana nanamarihana ny dian’ny Polisimpirenena nandritra izay 65 taona izay, sady fitondràna am-bavaka ny asa andavanandro sy
FARAFANGANA : OLONA NANAOVANA FIKAROHANA NO VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA
– Olona iray nokarohina noho ny raharaha fivadiham-pitokisana no hita teny amin’ny banky iray tao Farafangana ny 22 Septambra 2026, tokony ho tamin’ny 05 ora tolakandro. – Vantany vao nahazo ny vaovao ny Polisy, dia nidina teny an-toerana ka nisambotra
VOASAMBOTRY NY POLISY IREO OLONA VOAROHIROHY TAMIN’NY RAHARAHA NAHAFATESANA LEHILAHY ROA HITA FATY TAO AMIN’NY RANON’IKOPA TENY TANJOMBATO
👉 Ady amin’ny heloka bevava sy fanenjehana ireo nahavanon-doza 👮♂️ Naharay fitoriana momba ny fahaverezana tovolahy roa ny Polisy ny 13 Septambra 2026. Niala tao an-tranony izy ireo ny 11 Septambra 2026 ary rehafa natao ny fikarohana dia hita faty
BETAFO : HALATRA MIHARO VONO SY RATRA, OLONA ENINA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA
🛡️ Ady amin’ny asan-jiolahy sy fametrahana fandriampahalemana 🚨 Nitrangàna fanafihana miharo halatra ary vono sy ratra ny alin’ny 09 hifoha 10 Septambra 2026, teo Anjazafotsy, Betafo. 👥Teratany vahiny roalahy nandeha avy any Antananarivo hihazo an’i Miandrivazo no niharan’ny fanafihana. 📱Lasan’ireo
FANDRAHOHANA SY FITAKIANA VOLA TAMIN’NY ALALAN’NY SMS : LEHILAHY IRAY VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA ARY NIDOBOKA AM-PONJA ENY TSIAFAHY
📱 Taorian’ny fitoriana napetraky ny olom-pirenena iray ny 8 Septambra 2026, dia nanokatra fanadihadiana momba ny fandrahonana ho faty sy fitakiana vola tamin’ny alalan’ny SMS ny mpitandro ny mpitandro filaminana miasa ao amin’ny « cellule mixte d’enquête » Tsaralalàna. 🚨Taorian’ny fikarohana
